Entry haratsina (ratsy)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Atao tonga ratsiratsy kokoa: Efa nodiditra ihany / Koto taloha, fa vao mainka noharatsin' ny sakaizany izy
Hamavoina, atao tsinontsinona, zimbaina: Aza haratsina ny nahitana masoandro
Endrikendrehina, hosoran-dratsy, hosoram-potaka: Noharatsin' ny mpiaramiasa aminy tamin' ny lehibeny izy ka very toerana [1.1]
Explanations in English See ratsy [1.2]
 To be vilified [1.7]
Explanations in French Qu’on rend mauvais, méchant, qu’on dénigre, qu’on calomnie: Taloha tsara fanany izy, fa noharatsin' ny namany (Il était bon autrefois, mais ses camarades l’ont rendu mauvais, l’ont gâté) [1.3]
 Qu'on vilipende [1.8]
Examples 
1Raha vehivavy kosa indray no ompana dia haratsina arakaraka ny volony. [1.519]
2Sambatra ianareo, raha haratsina noho ny anaran' i Kristy, fa ny Fanahin' ny voninahitra, dia ny Fanahin' Andriamanitra, mipetraka ao aminareo. [2.996]
Morphology 
Present : haratsina, haratsiko, haratsinao, haratsiny, haratsintsika, haratsinay, haratsinareo, haratsin', haratsin-, haratsim-, haratsi-
Past : noharatsina, noharatsiko, noharatsinao, noharatsiny, noharatsintsika, noharatsinay, noharatsinareo, noharatsin', noharatsin-, noharatsim-, noharatsi-
Future : hoharatsina, hoharatsiko, hoharatsinao, hoharatsiny, hoharatsintsika, hoharatsinay, hoharatsinareo, hoharatsin', hoharatsin-, hoharatsim-, hoharatsi-
Imperative : haratsio
Proverbs 

Updated on 2023/05/14