Entry haren-danim-bazo
Elementary words harena ; lany ; vazo
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Ilazana ireo harena na fananana nomena ny sakaiza ratsy ka verivery foana ary very tanteraka; vola lany nanaovana ny sitrapon' ny vehivavy sakaiza [1.1]

Updated on 2023/05/23