Entry harerahana (reraka)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French épuisement, découragement, pauvreté [1.3]
Examples 
1Manao tsy dia salama loatra aho, hoy Rasoa nampiseho harerahana teny amin' ny endriny. [2.529]
2Noho ny harerahana tamin' ny dia, noho ny Tranovola mbola eo am-pamitana azy tsy ho ela, dia miandry tononandro tsara isika. [2.528]

Updated on 2023/01/20