|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 hariva |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Ny tapak' andro ihilanan' ny masoandro miankandrefana: Amin' ny dimy hariva / Ny hariva no fahanteran' ny andro
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 the evening
[1.2] 5 the afternoon, the evening [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 l'après midi, le soir
[1.8] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 18 Fotoana |
| Kamban-teny rehetra | 19 Fikambanana 15 amin' io teny io |
| Ohabolana | 20 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/3) | 21 hariva |
| Sokajin-teny | 22 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
23 Folaka: Hariva ny andro
24 Amin' ny hariva, tratra aoriana: Tonga hariva ianareo izany / Hariva izahay fa aoka handeha [1.1] |
| Teny iditra (3/3) | 25 hariva |
| Sokajin-teny | 26 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
27 Tazonina ela hatramin' ny hariva: Harivan' ny resakareo eto lahy izahay
[1.1] |
| Fivaditsoratra | hariva, 28 Hira va?, hirava, 29 vahira, vahirà, 30 variha |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/03 |
|