Entry |
harona
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fakana na fisavana zavatra ao amin' ny miafina; fitondrana zavatra hohanina amin' ny tanana any am-bava; fanatsofohana ny tanana ao anaty zavatra [1.1]
|
Explanations in English | The act ot putting the hand into something; [1.7]
|
Explanations in French | Action de fouiller de la main [1.8]
|
Morphology |
Simple : |
harona,
haroko,
haronao,
harony,
harontsika,
haronay,
haronareo,
haron',
haron-,
harom-,
haro- |
Prefixed : |
-karona,
-karoko,
-karonao,
-karony,
-karontsika,
-karonay,
-karonareo,
-karon',
-karon-,
-karom-,
-karo- |
|
Derivatives |
|
Entry |
harona
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Zavatra norarina hatao fitoeran-javatra. [1.1]
|
Explanations in English | A medium-sized basket, pannier. [mal. Karong, a sack. See sobiky. [1.2]
|
| A round basket without handles [1.7]
|
Explanations in French | Corbeille; corbeille ronde sans anse [1.8]
|
Examples |
1 | Ento mody ny angady sy ny harona
[2.528]
|
2 | Dia nosokafan-dRamatoa ny harona.
[2.587]
|
3 | ary Ikotofetsy nitondra goaika tao anaty harona;
[2.293]
|
|
Morphology |
Simple : |
harona,
haroko,
haronao,
harony,
harontsika,
haronay,
haronareo,
haron',
haron-,
harom-,
haro- |
Prefixed : |
-karona,
-karoko,
-karonao,
-karony,
-karontsika,
-karonay,
-karonareo,
-karon',
-karon-,
-karom-,
-karo- |
|
Compound words |
|
Proverbs |
Articles |
|