Entry hasarotina (sarotra)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Atao izay hahasarotra azy na dia zavatra mora izao aza: Hasarotinao koa ny raharaha, nefa mety ho mora foana [1.1]
Explanations in English See sarotra. [1.2]
Morphology 
Present : hasarotina, hasarotiko, hasarotinao, hasarotiny, hasarotintsika, hasarotinay, hasarotinareo, hasarotin', hasarotin-, hasarotim-, hasaroti-
Past : nohasarotina, nohasarotiko, nohasarotinao, nohasarotiny, nohasarotintsika, nohasarotinay, nohasarotinareo, nohasarotin', nohasarotin-, nohasarotim-, nohasaroti-
Future : hohasarotina, hohasarotiko, hohasarotinao, hohasarotiny, hohasarotintsika, hohasarotinay, hohasarotinareo, hohasarotin', hohasarotin-, hohasarotim-, hohasaroti-
Imperative : hasaroty

Anagrams 

Updated on 2023/01/20