Entry hasin' Andriana
Elementary words hasina ; andriana
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Ny volatsivaky nomena ny Mpanjaka [1.1]
Examples Raha tiana hovotsorana ny andevo dia tsy maintsy anaovana hasinandriana sy orimbato ka dia manjary ambaniandro izy fa tsy andevo intsony. [2.508]

Updated on 2023/06/20