Entry hasiviana (sivy)
Part of speech noun or adjective
Explanations in Malagasy Mandritra ny andro sivy: Mivavaka hasiviana
Halavam-potoana sivy andro: Nony tapitra ny hasiviana, sitrana ilay narary [1.1]
Explanations in French Neuf jours, une neuvaine [1.3]
Vocabulary 

Anagrams 

Updated on 2023/01/20