Entry hatahorana (tahotra)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Tahotra tsaroan' ny tena: Loza ny hatahorako tamin' ilay horohoron-tany halina iny [1.1]
Vocabulary 
Synonyms fahatahorana

Updated on 2023/01/05