Entry hatevezina (tevina)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Atao matevintevina kokoa: Hatevezo ny lalotra fa manify loatra izy izany
Atao matetika kokoa, mifanety kokoa, asiana sosona: Tsy nohatevezinareo ny ketsa ka jereo fa kely ny vary azo
Ampitomboina hasina: Hatevezo, rankizy, ny anaran-drainareo [1.1]
Explanations in French Qu'on serre davantage, qu'on rend plus épais; (biens) qu'on augmente [1.3]
Morphology 
Present : hatevezina, hateveziko, hatevezinao, hateveziny, hatevezintsika, hatevezinay, hatevezinareo, hatevezin', hatevezin-, hatevezim-, hatevezi-
Past : nohatevezina, nohateveziko, nohatevezinao, nohateveziny, nohatevezintsika, nohatevezinay, nohatevezinareo, nohatevezin', nohatevezin-, nohatevezim-, nohatevezi-
Future : hohatevezina, hohateveziko, hohatevezinao, hohateveziny, hohatevezintsika, hohatevezinay, hohatevezinareo, hohatevezin', hohatevezin-, hohatevezim-, hohatevezi-
Imperative : hatevezo
Other spellings 

Updated on 2020/07/31