Entry hatina
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Aretin-koditra mora mifindra miteraka ferifery, avy amin' ny bibikely (renihatina) tsy hita afa-tsy amin' ny mikraosikaopy, mahatonga hidihidy lozantany, ary amin' ny elakelaky ny rantsantanana sy tongotra no iandohany, dia manerana ny tena manontolo, raha tsy voatsabo. (Ny hatina dia fantatra amin' ny faritany samihafa amin' ny anarana maro toy ny hoe: keligadra, kia, lavahaotra) [1.1]
Explanations in English Scabies [1.2, 1.7]
 The itch [1.2]
Explanations in French Gale [1.54, 1.8]
Vocabulary 
Compound words 
Zoonyms 
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2020/07/31