Entry hatomady (tomady)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Hery, hataniahana, aina: Ny hatomadin' ny vatana dia mariky ny vatana salama [1.1]
Explanations in French Force, vigueur [1.3]
Examples Izy mainty ngizina foana fa raha izay bika sy hatomady dia izany no vehivavy idealy katsahina eo amin'ny taranaka. [2.895]

Anagrams 

Updated on 2023/01/20