Entry havo > avo
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Ambony toerana: Avo loatra irỳ boky irỳ ka tsy takatra
Lava: Avo iray dia kokoa noho izaho izy
Misondrotra ambony, manerinerina: Tendrombohitra avo Ankaratra
Ambony, tsara, soa: Andriamanitra no ilay avo indrindra [1.1]
Explanations in English High [1.2, 1.7]
 Lofty, eminent. See abo, ambo [1.2]
Explanations in French Haut, élevé [1.8]
Derivatives 
 
Synonyms abo ~ ambo
Antonyms 
Compound words 
Toponyms 
Proverbs 

Anagrams 

Entry havo > avona
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fiheverana ny tena ho ambony ka manao ny sasany ho tsinontsinona: Vonton' ny avony ny anao lahy ka mahatsikaiky indray
Eboebo, tohatoha, dohadoha: Ny avon' ny firinga mievotra
Anjonanjona: Tsy azoko leferina ny avony
Tsy firaharahana ny hafa: Nandray ahy tamin' avona ilay olona nefa tsy norahorahaiko [1.1]
Explanations in English Pride, haughtiness, arrogance. See anjonanjona, eboebo, rehareha. The reduplicated form is most generally used. [1.2]
Examples 
1Nony efa niala, Tsy afa-nitondra afa-tsy hery sy avona. [1.230]
2nefa raha hanao fitia mifono avona ianao, aleo misaraka; [2.313]
3Rentsika teo ny teniny nampitondrainy an-dRasalimo zanany vavy, feno avona sy fihantsiana. [2.528]
4Aza malahelo, hono, rahavako, fa raha mibarera elatra toa hipetraka, hono, izy, tsy fitia fa avona; [1.301]
Vocabulary 
Morphology 
Simple : avona, avoko, avonao, avony, avontsika, avonay, avonareo, avon', avon-, avom-, avo-
Derivatives 
 
Synonyms avonavona ~ anjonanjona ~ dohadoha ~ eboebo ~ rehareha ~ tohatoha
Compound words 
Proverbs 

Entry havo > avona
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Akalam-bay, votoatiny [1.1]
Explanations in English The core of boils. (Prov.) See akalana. [1.2]
Explanations in French  [Tankarana] Bourbillon des furoncles. [1.19]
Vocabulary 

Entry havo > avona (vona)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Asiana vòna: Avonao isaky ny iray metatra io tady io [1.1]
Morphology 
Present : avona, avoko, avonao, avony, avontsika, avonay, avonareo, avon', avon-, avom-, avo-
Past : navona, navoko, navonao, navony, navontsika, navonay, navonareo, navon', navon-, navom-, navo-
Future : havona, havoko, havonao, havony, havontsika, havonay, havonareo, havon', havon-, havom-, havo-
Imperative : avonao

Anagrams 

Entry havo > mavo
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Vony vasobasoka: Tianao ve itỳ lopotra mavo itỳ raha hanaovana zipo?
Malotoloto: Mavo ery izany ranjonao izany fa andeha sasao, [1.1]
Explanations in English Any dull light color such as grey or tan [1.7]
Explanations in French Jaunâtre, gris brun, sale [1.3]
 Couleur clair jaunâtre, brunâtre, grisâtre [1.8]
Examples Manopy mavo sy milaingo mena toa hamony fahavaratra ny foto-manga midoroboka. [2.470]
Derivatives 
 
Compound words 
Zoonyms 
Phytonyms 
Toponyms 
Tables and plates The Colors

Entry havo > mavo
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Mosary lehibe [1.1]
Explanations in French Méprisé [1.3]
Derivatives 

Entry havo > mavo
Part of speech adjective
Explanations in French Terme honorifique donné à la souveraine [1.3]

Entry havo > mavô
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy  [Tambahoaka] masiso [1.78]

Anagrams 

Entry havo > havoka
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Loko vasoka. [1.1]
Explanations in French Couleur terne [1.3]
Derivatives 
 
Analogs  volo/colors/couleurs

Anagrams