Entry haza
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Izay azo amin' ny fanenjehana na fisamborana biby dia na amin' ny fanjonoana: Inona avy ny haza nentinareo
Izay azon' ny biby dia eny am-pirembena hataony sakafo: Ny amboadia mitondra ny hazany any anaty zohy. [1.1]
Explanations in English A chase, a hunt, game; spoil taken in hunting, as different from what is entrapped, ensnared, or shot [1.2]
 Something gotten by hunting or fishing, game [1.7]
Explanations in French  [Tankarana] Pêche au filet ; chasse. [1.19]
 Butin de la chasse, produit de la pêche [1.8]
Examples 
1Raha misy mahazo haza toy ny akanga, foza ets. [1.436]
2nahazo haza indray izy roa lahy, ka nasain'ny liona nozarain' ny ampondra. [2.293]
Derivatives 
 
Compound words 
Zoonyms 
Analogs  remby ~ toha
Proverbs 
Articles 

Anagrams 

Updated on 2022/07/30