Entrée hazon-damosina (hazo, lamosina)
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Fitambarana taolana maromaro misy loaka ka itoeran' ny tsoka, izay mifampitohitohy lava manaraka ny lamosina ary manenjana ny vatana ambony hijoro; ireo vitsivitsy ambony indrindra atao hoe marozandry
Explications en anglais  [Richardson 1885] the spinal bone, the spine.
Explications en français  [SLP 1986] colonne vertébrale
Vocabulaire 
Synonymes tohivany
Mots composés, titres, noms 
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31