|
|
|
|

Teny iditra1  helatra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Hazavana mitsoriaka eny ana habakabaka amin'ny oram-baratra, tselatra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 Lightning [1.2, 1.7]
5 Coruscation, fulguration. [Mal. Kelat.]
6 Fig. swift, quick
7 See tselatra. [1.2]
8 A flash of light [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 Éclair [1.3, 1.5, 1.8, 2.415, 1.6]
10 Miroitement [1.3, 1.5]
11 Reflet de la lumière [1.3, 1.8]
12 Figuré: vitesse, promptitude [1.3]
13 Miroitement de la lumière [Tanala] [1.6]
Ohatra  14  Toy ny helatra kosa no nanjerako ny fonjam-by teo amin' ny lohany. [2.643]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Ohabolana  22  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08