Entry | hemoroida | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Aretina atao koa hoe "mivoaka tsinaim-body", avy amin' ny fivontosan' ny vena amin' ny tapany farany amin' ny tsinay ka manomboka amin' ny hidihidy, na ao anaty na eo ivelany, ary misy ra mandeha; kitso [1.1] | |
Vocabulary | Health | |
Origin | French: hémorroïde. | |
Updated on 2020/07/31 |