Entrée hendry
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Mahalala ny ataony, mahalala zavatra, kinga, mahita hevitra soa: Rakoto iza re no hanao kitoatoa amin' ny raharaha tahaka itony? Tovolahy hendry iny
¶ Mahay mitondra tena, mana raka ny tokony hatao, manam-panahy: Sambatra ny lehilahy manana vady han-dry
¶ Azo anarina, tsy ma ditra: Hendry daholo ny zanakao, Ranona
¶ Voalanjalanja isara araka ny tokony ho izy: Manaova alahelo hendry (DOX). [1.1]
Explications en anglais wise, prudent, intelligent [1.7]
Explications en français sage, prudent, intelligent [1.8]
Morphologie 
ho hendry
hendre
Dérivés 
Mots composés 
Proverbes 

Entrée hendry
Partie du discours nom
Explications en malgache Tily, tsikilo [1.1]
Dérivés 

Mis à jour le 2021/07/02