|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 heniheny |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Tany ihandronan' ny ranoka manjary honahona sy feno ahitra; tany lava volo tsy ialan-drano ka manjary fotaka mandrevo.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 a swamp
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 Marais, terrain bourbeux, les rizières.
[1.3#236] 6 marécage [1.8, 1.13] 7 (dans toute l'île). Végétation des marécages ; on donne souvent ce nom aux Cyperaceae. On désigne aussi sous la même appellation les rizières mal aménagées, dont le drainage est difficile. [1.196] |
| Ohatra |
8 heniheny iray manontolo ny lohasaha.
[2.270#23]
9 Nokasaina homainina hatao tanimbary io heniheny be io. [2.472#170] 10 Ny heniheny fiandrasam-biby (ondry ) voaravaka ny voninkazo. [1.353#] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 12 Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) 13 Haizavamaniry |
| Mpanahaka | 14 honahona, 15 horaka, 16 zetra |
| Ohabolana | 17 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|