Entry henjana
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Miridiridy mafy tsy milefitra: Henjana ny hatoko
Mafy, sarotra tanterahina: Henjana izany teny izany
Mahavizana: Henjana ity lalana ity [1.1]
Explanations in English Stiff; stretched tight; strict [1.7]
Explanations in French Raide [1.3, 1.8, 1.13]
 Tendu [1.3, 1.8]
 Fort, robuste, vigoureux: Henjana izy (Il est vigoureux)
Fatigant: Henjana iny làlana iny (Ce chemin est fatigant) [1.3]
 Rigoureux [1.8]
 Rigide [1.13]
Examples 
1Henjana ny tady (La corde est raide) [1.3]
2Toa sady mamanala izy izany no henjana be. [2.117]
3Nasiana lalàna henjana mifehy ny miaramila. [2.508]
4fa tsy mba henjana tahaky ny any ny ampondra. [2.48]
Derivatives 
Compound words 
Zoonyms 
Phytonyms 
Proverbs 

Updated on 2024/01/15