Entry henjy
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fihazakazahana sy firioriovana etsỳ sy erỳ; fivezivezena amin' ny toerana maro; fandehanana etsy sy eroa tsy dia misy antony loatra; fitetezana lanonana sy koràna samihafa eny rehetra eny [1.1]
Explanations in French Action de gambader, de folâtrer, de courir ça et là [1.3]
Derivatives 
Synonyms henjihenjy
Toponyms 

Entry henjy
Part of speech noun
Explanations in French  [Tankarana] Nom d'une espèce de poisson. [1.19]
Vocabulary 

Updated on 2020/07/31