Entry hetrina
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Lempona, iva; be dia be, sesehena [1.1]
Derivatives 

Entry hetrina
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Farihy na dobo taloha fa efa salira ritranefa tsy ialan-drano foana.
Mitovy hevitra: heniheny ~ hotsaka [1.1]
Explanations in French Marais, marécage [1.13]
  [Merina] Nom des tourbières et, par extension, de leur végétation, notamment certaines cyperaceae et les Sphaignes, Sphagnum sp.. C'est l'habitat d'élection du drosera malgache : Drosera ramentacea Burchell (Droseraceae). Voir mahatanando. [1.196]
Examples 
1Hetrina lehibe, anarany Betsimizara [2.59]
2Tanimbary tsoatokana ny hetrina rehetra manodidina ny farihy Alaotra, ny tanety sy havoana amin' ny faritra sisa mampety voly tanety na inona izany na inona, ny zehitra amoron-drano dia tahirin-tanimbary miandry fotoanany fotsiny. [2.472]
Vocabulary 

Entry hetrina
Part of speech noun
Vocabulary 

Anagrams 

Updated on 2022/05/26