Entry hifotra
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Tsentsina, tampina (entina milaza indrindra ny sofina notevehina ka feno nofo indray): Ela tsy nikavina izy ka hifotra indray ilay lavaka natao teo amin' ny nanevehana azy
Fenofeno matavy [1.1]
Derivatives 
Synonyms hifitra

Anagrams 

Updated on 2020/07/31