Entry | hinana (hana) | ||||||||||||
Part of speech | noun | ||||||||||||
Explanations in Malagasy | Fototeny faharoa avy amin' ny fototeny voalohany hana nasiana sisika in (h-in-ana) ; mbola ny fototeny voalohany hana ihany koa no niavian' ny matoantenin' ny iharana hanina sy ny teny misy sisika na tsofoka om (h-om-ana): homana [1.1] | ||||||||||||
Explanations in French | [1.12] | ||||||||||||
[1.3] | |||||||||||||
Examples | ka amy ny sivy mehery vao nitsahatrin'ny hinana dia vao nijery ny miaramila France indray izay nandihy, ka namelom-bovoka be hiany, sy mitabataba amy ny dihy.
[2.59] | ||||||||||||
Derivatives |
| ||||||||||||
Compound words |
| ||||||||||||
Anagrams | hanany, hanina, hinana |
Updated on 2022/12/20 |