Entry hiram-pirenena
Elementary words hira ; firenena
Part of speech locution
Explanations in English National anthem [3.1]
Explanations in French Hymne national [1.13, 1.5, 1.66]
Examples Isa-maraina ny Radiô-Tananarivo, dia ny hirampirenena no anombohany ny programa [2.332]
Synonyms sidikinina
Analogs  Hiram-pirenena malagasy : Ry Tanindrazanay malala ô!

Updated on 2023/06/14