Entry hobina (hoby)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Deraina amin' ny antsoantsom-pifaliana: Nohobin' ny vahoaka ireo mpiantafika vao avy nandresy [1.1]
Explanations in English To be acclaimed [1.7]
Explanations in French Qu'on acclame [1.8]
Morphology 
Present : hobina, hobiko, hobinao, hobiny, hobintsika, hobinay, hobinareo, hobin', hobin-, hobim-, hobi-
Past : nohobina, nohobiko, nohobinao, nohobiny, nohobintsika, nohobinay, nohobinareo, nohobin', nohobin-, nohobim-, nohobi-
Future : hohobina, hohobiko, hohobinao, hohobiny, hohobintsika, hohobinay, hohobinareo, hohobin', hohobin-, hohobim-, hohobi-
Other spellings 
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/01/20