Entry hodidinina (hodidina)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Misy... mamaritra ny sisiny hatraiza hatraiza: Hodidinin' ny hazo ny tanànanay
Fefena, sokeraina: Hodidinin' ny fahavalo ny tanàna ka aoka isika hiomana tsara
Otronina: Nohodidinin' ny minisitra ny Filohan' ny Nosy teo anoloan' ny lapan' ny tanàna [1.1]
Explanations in English To be surrounded; to be wrapped [1.7]
Explanations in French Qu'on entoure; qu'on enveloppe [1.8]
Morphology 
Present : hodidinina, hodidiniko, hodidininao, hodidininy, hodidinintsika, hodidininay, hodidininareo, hodidinin', hodidinin-, hodidinim-, hodidini-
Past : nohodidinina, nohodidiniko, nohodidininao, nohodidininy, nohodidinintsika, nohodidininay, nohodidininareo, nohodidinin', nohodidinin-, nohodidinim-, nohodidini-
Future : hohodidinina, hohodidiniko, hohodidininao, hohodidininy, hohodidinintsika, hohodidininay, hohodidininareo, hohodidinin', hohodidinin-, hohodidinim-, hohodidini-
Imperative : hodidino
Proverbs 

Updated on 2023/01/20