Entrée | hohazana (hohy) | ||||||||
Partie du discours | verbe passif | ||||||||
Explications en malgache | Hadina tsy lalinaloatra amin' ny tanana na tongotra: Hohazan' ny saka ny tany Fokarina: Nohohazan' ny akohonareo ny vomanganay Tadiavina, karohina ho fantatra: Nohohazan-dRakoto ilay zavatra noresahintsika, fa tsy niteny aho na indraim-bava aza [1.1] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Mis à jour le 2023/01/05 |
![]() |