Entry |
holatra
|
Part of speech | noun
|
Explanations in French | [Tankarana]
Provocation dissimulée, tournée. [1.19]
|
Synonyms | |
|
Entry |
holatra
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Dian-dratra na fery efa sitrana hita eo amin' ny hoditra. [1.1]
|
Explanations in English | A scar [1.7]
|
Explanations in French | Cicatrice [1.3, 1.8, 1.5]
|
Examples |
1 | Hitan' ialahy io holatra amin' ny sandriko io, diam-benitra io.
[2.472]
|
2 | Na ho sitrana aza, hoy Fatakamana tamin ny namany, ny holatra tsy ho azo kosehina!
[2.499]
|
|
Vocabulary |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Compound words, titles, names |
|
|
Entry |
holatra
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Karazan-javamaniry mitarehina elo mivelatra ny maro aminy: Misy karazany roa lehibe ny holatra: dia ireo fihinana ary ireo misy poizina ka mahafaty [1.1]
|
Explanations in English | Mushrooms; fungus in general [1.7]
|
Explanations in French | Champignon [1.8]
|
| Nom générique des champignons [1.3, 1.5]
|
| [ olatra ] (dictionnaire Abinal et Malzac, 4e édition (1930) p. 236 et 459 : admet les deux orthographes ; mais en malgache moderne, on écrit plutôt holatra). Nom générique des Champignons : [Taifasy]
D'après Cardenan, Journal Officiel de Madagascar n° 272 (7 Juillet 1898) p. 2119, à Farafangana ce nom est réservé au champignon blanc comestible des parcs à boeufs. Le Dr. H. Poisson l'identifie avec doute à Agaricus campestris L. (Agaricaceae).
[1.196]
|
Scientific name | Agaricus campestris |
Examples |
1 | dia totoina ny ravin' ana-mamy, dia fiazana atao amy ny tavy, dia ahosotra ny holatra vaovao;
[2.48]
|
2 | Mandrara-boa an-tanimena ny lahin-taretra amoron-dalana ary mitsangana eo amin' ny hamandoan' ny zezika ny holatra fotsy sy volombatolalaka.
[2.470]
|
|
Vocabulary |
Compound words, titles, names |
|
Other spellings |
Quotes |
|