Entry homba > momba
Part of speech conjunction [full list]
Explanations in Malagasy Ny amin' ny, mikasika ny...: Niresaka momba ny fitsapana hevibahoaka izahay [1.1]
Examples Dia niresaka momba ny varotra sy ny vidin-javatra izy mivady. [2.470]
Compound words 
Hyponyms Fanambarana iraisam-pirenena momban' ny Zon' olombelona
Ny marina momba MDRM (Dama Robert)
Ny marina momba ny MDRM (Rakotonirainy Joseph)
Voambolana momba ny fanabeazana sy ny fanofanana
Voambolana momba ny zahatany

Entry homba > momba
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Tsy miteraka: Taloha nalain' ny fanjakana ny fananan' ny olona momba (ny biby raha tsy miteraka, tsy mba atao hoe momba fa bada) [1.1]
Explanations in French Barren. Used of women [1.3]
Explanations in English Barren (used of human beings) [1.7]
Explanations in French Stérile (se dit ses personnes) [1.8]
Compound words 

Entry homba > momba (omba)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Manaraka, mihazo: Nomba irý lohasaha ambany atsimo irý izy
Miaraka, mandeha miaraka, manotrona: Intý ny lambamena homba ny maty ~ Nisy lehilahy telo nomba azy
Miandany, manampy: Moa momba ny tarik' i Rainisongomby ve ianao?
Mikasika: Miresaka momba ny fanampiana ireo tra-boina ny fokonolona [1.1]
Explanations in English To follow, to accompany, to associate with, to take part with. [1.2]
Explanations in French Suivre, accompagner, aller ensemble, suivre une direction; se ranger du parti de quelqu'un, concerner, regarder: Misy miaramila maro momba azy (Il y a plusieurs soldats qui l'accompagnent) ~ Nomba tanety izy (Il est passé par terre) ~ Nomba io tendrom-bohitra io izy (Il a suivi cette montagne) ~ Momba ny mpikomy izy (Il s'est rangé du côté de rebelles) ~ Raharaha momba ny fianakaviako izany (C'est une affaire qui regarde ma famille) [1.3]
Morphology 
Present : momba
Past : nomba
Future : homba
Imperative : mom
Compound words 

Entry homba > mom (omba)
Part of speech imperative of active verb momba [full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in English  [1.2]
Explanations in French  [1.3]

Anagrams 

Entry homba > omba
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Taisaka] fiarahana [1.78]
 Fiarahan-dalana, fanjohiana na fanenjehana avy ao aoriana, fanarahana hevitra [1.1]
Explanations in French Action de suivre, d'aller ensemble
Action de se ranger du côté de quelqu'un [1.3]
Morphology 
Simple : omba
Imperative : mba
Derivatives 
 
Compound words 

Entry homba > omba
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fandrakofana; fiarovana amin' ny hatsiaka na rivotra; fisakobonana amin' ny lamba na zavatra hafa tsy hangatsiaka, mbomba. [1.1]
Explanations in French Action de couvrir, d'envelopper
Action de protéger [1.3]
Derivatives 
 
Compound words 

Entry homba > omba
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy  [Taisaka] inoana [1.78]

Entry homba > omba
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Taisaka] Mponina an'ala fahagola, olon-dia ankehitriny
Olon-dia, fanampiana, adala mirenireny an'efitra [1.78]

Entry homba > omba
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Taisaka] Sangomby [1.78]

Anagrams 

Entry homba > ombana (omba)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Rakofana, sakobonina, amin' ny lamba na ny elatra; arovana: Ombany ny elany ny zanany [1.1]
Explanations in English To be accompanied by, to be associated with. [1.2]
 To be covered, to be protected [1.7]
Explanations in French Qu'on couvre, qu'on protège [1.8]
Examples Antenainay fa hanamora ny asan' ny mpampianatra eo amin' ny fampianarany ny taranja Malagasy ireo andiana boky ireo izay ombana boky torolalana. [2.442]
Morphology 
Present : ombana, ombako, ombanao, ombany, ombantsika, ombanay, ombanareo, omban', omban-, ombam-, omba-
Past : nombana, nombako, nombanao, nombany, nombantsika, nombanay, nombanareo, nomban', nomban-, nombam-, nomba-
Future : hombana, hombako, hombanao, hombany, hombantsika, hombanay, hombanareo, homban', homban-, hombam-, homba-
Imperative : ombao, ombay
Hyponyms Ny lalana nombako (Ravelomanana Hermann)
Proverbs 

Anagrams