Entry | honinkonina (honina) | |||||||||
Part of speech | noun | |||||||||
Explanations in Malagasy | Fahasahirankiranana amin' izay atao. amin' ny fiomanana an' izay hatao, amin' ny famonjena zavatra maro indray atao, amin' ny fanamboamboarana zavatra ao anaty lamba tsy tiana ho hitan' ny olona [1.1] | |||||||||
Derivatives |
| |||||||||
| ||||||||||
Synonyms | honina | |||||||||
Updated on 2020/07/31 |