Entry hontsa
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Malemy, trotraka: Hontsan' ny hanoanana
Feno alahelo amin' ny fahitana olona niharan-doza na fadiranovana: Hontsa aho nahita azy mianaka kely mitofezaky ny hanoanana
Ngoly, vonto: Hontsan' ny fitiavana azy koa ny anao ka tsy avala handeha any [1.1]
Explanations in French Mou, comme ce qui est bien cuit, fatigué, harassé; fig. pénétré d’un vif sentiment de joie ou de tristesse [1.3]
Examples 
1hontsan' ny hanoanana izy (il est harassé de faim) [1.3]
2hontsan’ ny alahelo izy (il est accablé de tristesse) [1.3]
3hontsan' ny fitiavana an’ Andriamanitra izy (il est pénétré d’amour pour Dieu [1.3]
Derivatives 

Entry hontsa
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Tanala] Tantely tampohan-drano ho sotroina [1.78]
 Ranom-panafody nomamiana [1.13]
Explanations in French Potion, sirop [1.13]
Vocabulary 
Compound words 

Updated on 2023/08/25