Entry hosokosoka (hosoka)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Zavatra tsy tena izy, fa ala tahaka ratsy sy vita an-tandrevaka mba hamitahana: Nanao vola an-kosoka izy ka voasazy roapolo taona amponja. [1.1]
Explanations in English Fraud, falsification [1.7]
Explanations in French Supercherie [1.3, 1.8]
 Falsification, altération, apparence fausse et trompeuse, comme celle de la fausse monnaie [1.3]
 Fraude [1.8]
Examples Fa nanomboka teo amin' ny varimitsangana kosa, dia ny marina tsy nisy hosokosoka no nambarako. [2.4]
Synonyms hosoka

Updated on 2023/07/01