Entry iaraha > iarahana (araka)
Part of speech passive verb
Explanations in English  [1.2]
Explanations in French Avec qui on va. on fait, qu’on accompagne, qu’on fait ensemble: Niarahan’ ny mpanompony izy (Il était accompagné de son serviteur) ~ Iarahantsika mahalala izany (Nous savons tous cela) [1.3]
Examples 
1iarahana amiko ianao, Rivo? [2.529]
2Tarehy mirana sy dia maika hatrany no iarahana. [2.470]
3Ka niredona matetika miantsoantso an' i Batsola Raisonao ny fanafody ka omeo aloha ny vola Avy eo atoro anao ny fanamboarana azy tsotra Ka iarahana mijery sao mety tsy hizotra. [2.928]
Morphology 
Present : iarahana, iarahako, iarahanao, iarahany, iarahantsika, iarahanay, iarahanareo, iarahan', iarahan-, iaraham-, iaraha-
Past : niarahana, niarahako, niarahanao, niarahany, niarahantsika, niarahanay, niarahanareo, niarahan', niarahan-, niaraham-, niaraha-
Future : hiarahana, hiarahako, hiarahanao, hiarahany, hiarahantsika, hiarahanay, hiarahanareo, hiarahan', hiarahan-, hiaraham-, hiaraha-
Compound words 

Entry iaraha > iarahana (araka)
Part of speech relative verb
Explanations in English  [1.2]
Explanations in French Ahoana no iarahanao amin’ ny ratsy fanahy toy izany ? (Pourquoi vas-tu ainsi avec de mauvais eompagnons ?) [1.3]
Morphology 
Present : iarahana, iarahako, iarahanao, iarahany, iarahantsika, iarahanay, iarahanareo, iarahan', iarahan-, iaraham-, iaraha-
Past : niarahana, niarahako, niarahanao, niarahany, niarahantsika, niarahanay, niarahanareo, niarahan', niarahan-, niaraham-, niaraha-
Future : hiarahana, hiarahako, hiarahanao, hiarahany, hiarahantsika, hiarahanay, hiarahanareo, hiarahan', hiarahan-, hiaraham-, hiaraha-
Imperative : iaraho

Anagrams