Entry iaviana (avy)
Part of speech relative verb
Explanations in Malagasy Enti-milaza ny toerana na ny razana nisehoana: Avy any Ankadindambo no fiavianay [1.1]
Morphology 
Present : iaviana, iaviako, iavianao, iaviany, iaviantsika, iavianay, iavianareo, iavian', iavian-, iaviam-, iavia-
Past : niaviana, niaviako, niavianao, niaviany, niaviantsika, niavianay, niavianareo, niavian', niavian-, niaviam-, niavia-
Future : hiaviana, hiaviako, hiavianao, hiaviany, hiaviantsika, hiavianay, hiavianareo, hiavian', hiavian-, hiaviam-, hiavia-
Synonyms fiaviana

Anagrams 

Updated on 2023/01/20