Entry ifa-po
Part of speech locution
Explanations in Malagasy  [Tanala] Mandalo (aretin-kibo): Namele kadàka amin-kongotraomby be lôtra rô aho ka vinangon'ny ifa-po lahale (nahery nihinana teti-pohy miharo tongotr'omby be loatra ange aho ka voan'ny mandalo halina) [1.78]
Vocabulary 

Updated on 2020/07/31