Entry ifoterana (fotitra)
Part of speech relative verb
Explanations in Malagasy Asian' ilay nasiana voalohany indray: Nifoteran' ilay alika nokapohiny Rakoto ka naratra [1.1]
Morphology 
Present : ifoterana, ifoterako, ifoteranao, ifoterany, ifoterantsika, ifoteranay, ifoteranareo, ifoteran', ifoteran-, ifoteram-, ifotera-
Past : nifoterana, nifoterako, nifoteranao, nifoterany, nifoterantsika, nifoteranay, nifoteranareo, nifoteran', nifoteran-, nifoteram-, nifotera-
Future : hifoterana, hifoterako, hifoteranao, hifoterany, hifoterantsika, hifoteranay, hifoteranareo, hifoteran', hifoteran-, hifoteram-, hifotera-
Imperative : ifotero
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/01/05