Entry ihomehezana (homehy (hehy))
Part of speech relative verb
Explanations in English To be laughed at [1.7]
Explanations in French  [1.3]
 Dont on se moque, dont on rit [1.8]
Examples 
1Ihomehezana ange izany ka mora! [2.4]
2Ary aza dia hihomehezanareo zatovo izay tonga amin' ny fotoam-pandrosoana ankehitriny, fa tsarovy ny tenin' ilay lehilahy manan-tsaina anankiray hoe: [1.437]
Morphology 
Present : ihomehezana, ihomehezako, ihomehezanao, ihomehezany, ihomehezantsika, ihomehezanay, ihomehezanareo, ihomehezan', ihomehezan-, ihomehezam-, ihomeheza-
Past : nihomehezana, nihomehezako, nihomehezanao, nihomehezany, nihomehezantsika, nihomehezanay, nihomehezanareo, nihomehezan', nihomehezan-, nihomehezam-, nihomeheza-
Future : hihomehezana, hihomehezako, hihomehezanao, hihomehezany, hihomehezantsika, hihomehezanay, hihomehezanareo, hihomehezan', hihomehezan-, hihomehezam-, hihomeheza-
Imperative : ihomehezo
Proverbs 

Updated on 2023/01/20