Entry ikala ratsy
Elementary words Ikala ; ratsy
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Entina milaza zazavavy fetsifetsy na koa donendrinendrina tsy misy hitiavana azy [1.1]
Examples Tsy angatra fa mba tsara tokoa ikalaratsy, saingy lasa solony sy sariny izy, tsy mahita ahy manjaitra kidoro eo an-dalantsara akory. [1.223]

Updated on 2023/10/20