Entry | ilay fady | |
Elementary words | ilay ; fady | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Ilay ratsy, ilay tsy valahara; entimanondro olona fetsifetsy, fangoloka tokony hohalavirina, hatao fady ny miaraka aminy [1.1] | |
Explanations in English | The rascal! An insulting phrase. [1.2] | |
Updated on 2023/06/19 |