Entry ilazana (laza)
Part of speech relative verb
Examples 
1Ny governora no nilazako ny raharahanao (C'est au gouverneur que j'ai raconté votre affaire) [1.3]
2Ny rainao no tokony hilazanao izany (C'est à votre père qu'il faut dire cela) [1.3]
3Ilazao izy fa tsy maintsy ho tonga rahampitso (Dites-lui qu'il faut qu'il vienne demain) [1.3]
Morphology 
Present : ilazana, ilazako, ilazanao, ilazany, ilazantsika, ilazanay, ilazanareo, ilazan', ilazan-, ilazam-, ilaza-
Past : nilazana, nilazako, nilazanao, nilazany, nilazantsika, nilazanay, nilazanareo, nilazan', nilazan-, nilazam-, nilaza-
Future : hilazana, hilazako, hilazanao, hilazany, hilazantsika, hilazanay, hilazanareo, hilazan', hilazan-, hilazam-, hilaza-
Imperative : ilazao
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2020/07/31