Entry imasoana (maso)
Part of speech relative verb
Explanations in Malagasy Ikezahana, ilofosana, ilozohana, ikelezana aina: Ny fianarana imasoina fa efa akaiky ny fanadinana [1.1]
Explanations in French Ny asany hiany no imasoany (Il ne s'applique qu'à son travail) [1.3]
Examples 
1Vakiteny sy soratra ary manisa no tena nimasoana [2.117]
2Nitombo fahasalamana tokoa Rasoa ka dia ny fanatanjaha-tsaina amin' ny fanatrehana adidy sisa no imasoana. [2.470]
3Fanalana andro no iheveran' ny maro ny fambolen' anana nefa raha imasoana sy atao anton-draharaha, dia lahasa miantoka ny fameloman-tena. [2.332]
Morphology 
Present : imasoana, imasoako, imasoanao, imasoany, imasoantsika, imasoanay, imasoanareo, imasoan', imasoan-, imasoam-, imasoa-
Past : nimasoana, nimasoako, nimasoanao, nimasoany, nimasoantsika, nimasoanay, nimasoanareo, nimasoan', nimasoan-, nimasoam-, nimasoa-
Future : himasoana, himasoako, himasoanao, himasoany, himasoantsika, himasoanay, himasoanareo, himasoan', himasoan-, himasoam-, himasoa-
Imperative : imasoy

Updated on 2023/01/20