Entrée Imerina (i-, Merina)
Partie du discours nom propre (toponyme) [liste complète]
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Teny ilazana ny tany ambony havoana "manerinerina" itoeran' ny Merina, izany hoe ny foko eto afovoan' ny Nosy
Explications en anglais  [Richardson 1885] the district in the central part of the island inhabited by the Hova, not including Vonizongo and Vakinankaratra, which are only included in Imerina enin-toko. Comp. Erina.
  [Hallanger 1973] the inland of Madagascar around Tananarive
Synonymes Ankova
Mots composés, titres, noms 
Analogues  Emyrne ~ Merina
  Ny Tendrombohitra Roambinifolo
Exemples 
1 [Randriamamonjy: Tantara, page 451] Ny mpifindra monina avy tany Imerina.
2 [Randriamamonjy: Ombalahibemaso, page 148] Izahay eto Imerina no solon-dray aman-dreninao.
Citations 

Mis à jour le 2021/05/23