Entry indraika
Part of speech adverb [full list]
Explanations in Malagasy Fiangolana ny hoe "indray": Raha tany indraika kosa ka mifaly -- Hadinoy ny sentosento sy tomany -- Aoka ihany izany foko no hijaly -- Hitoloko samy irery lavitra any (Rajemisa Raolison)
Indray mandeha: Impiry ianao no tany Mahajanga? -- Indraika [1.1]
Compound words 

Entry indraika
Part of speech conjunction [full list]
Explanations in Malagasy  [Tambahoaka] Koa, indray [1.78]
Synonyms indreka

Updated on 2020/07/31