Entry |
indray
|
Part of speech | adverb
|
Explanations in Malagasy | Fanindroany: Toa mbola miteny indray ialahy? Mbola vao mainka: Norarany tsy hisotro ny zanany, nefa izy indray no nivongika tavoahangin-java-pisotro avy any Miaraka: Indray nientana izahay rehetra nihoby ireo mahery fonay. [1.1]
|
Explanations in English | Again, the second time; at times, sometimes; in the second place [1.2]
|
| Again; in the second place [1.7]
|
Explanations in French | Encore une fois; de nouveau [1.8]
|
Examples |
1 | Ho avy indray ny tantara terena.
[2.4]
|
2 | I Dada indray no voatendry tamin' izany.
[2.472]
|
|
Derivatives |
Compound words |
|
Hyponyms |
|
|
Entry |
indray
|
Part of speech | Unspecified
|
Explanations in Malagasy | [Bara]
[1.78]
|
Derivatives |
|