Entry Ingahy
Elementary words lahy
Part of speech name (anthroponym) [full list]
Explanations in Malagasy  [Taisaka] Antidahy hajaina [1.78]
 Teny fanajana fametraka eo alohan' ny anaran-dehilahy mendrika hohajaina noho ny raharaha na ny toerana misy azy, indrindra ny taona: Inty tonga Ingahy Rainibe ~ Ohatrinona itsy, ry Ingahy mpivarotra? [1.1]
Explanations in English A respectable word used in addressing elderly men, and often used before their names in speaking of them. See rangahy. Ingahy Prime Minister. The Prime Minister. [1.2]
 "Mister"; term of respect for a man of a certain age or dignity [1.7]
Explanations in French "Monsieur"; terme honorifique [1.8]
Examples 
1Aza adino ange I Sarila s' Ingahy Sefo. [2.470]
2Ambarao, ry Ingahy, izany jirika miafina aty izany, hoy ireo mpisambotra. [2.324]
3Marary, hono, Ingahy Raboto, hoy izy. [2.472]
Vocabulary 
Titles Zanak' Ingahy Naora (Andrianjafy Michel)
Abbreviation 
Analogs  Andriamatoa ~ Ingahibe ~ Rangahy ~ Rangahibe
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/07/25