Entrée intỳ
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Enti-milaza zavatra eny an-tanana ka tondroina amin' olona itenenana: Intỳ ny satrokao
¶ Enti-milaza zavatra na olona aseho eo no ho eo amin' olona itenenana: Intỳ misy hira kely atolotro ho an' i Neny [1.1]
Explications en anglais here I am, here he is, etc [1.7]
Explications en français me voici, le voici, etc [1.8]

Entrée inty
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Bara] loto, pentina [1.78]
Dérivés 

Anagrammes tiñy

Mis à jour le 2020/07/31