Entry | iraka | |||||||||||||||
Part of speech | noun | |||||||||||||||
Explanations in Malagasy | Olona alefa amin' ny toerana iray mba hitondra teny na haka zavatra na olona, na handamin-draharaha: Iraka mahatoky no nampitondrainy hafatra [1.1] | |||||||||||||||
Explanations in English | A messenger [1.7] | |||||||||||||||
Explanations in French | Messager, envoyé [1.8] | |||||||||||||||
Derivatives |
| |||||||||||||||
| ||||||||||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word iraka | |||||||||||||||
Anagrams | araky, arika, iraka, karia, raika, rakia, riaka |
Updated on 2020/07/31 |