Entry iray venty amby zato
Elementary words iray ; venty ; amby ; zato
Part of speech adjective
Explanations in English A hundred and one [3.1]
Explanations in French Cent un [1.3]
Vocabulary 
Synonyms iraika amby zato

Entry iray venty amby zato
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Ny lalàna Iray Venty amby zato (misy toko 101) navoakan-dRanavalona II tamin' ny 1868 [2.508]
Explanations in French Premier code malgache comprenant 101 articles [1.11]
Examples Nony vita ny kabary dia nipetraka ny Mpanjaka ka nasainy novakiana ny Didim-panjaka Iray venty amby zato, ilay lalàna misy toko iraika amby zato [2.508]

Updated on 2023/12/01