Entry | ireny (iny) | ||
Part of speech | pronoun | ||
Explanations in Malagasy | Enti-manondro zavatra na olona maro; ny halaviran-toerana tondroiny dia mitovy amin' ny tondroin' ny fototeny niaviany "iny": Mba hananako, hono, ny elatr' ireny vorona manidina ireny [1.1] | ||
Explanations in English | Those (in sight); plur. of iny and io [1.7] | ||
Explanations in French | Ceux-là (visibles) [1.8] | ||
Compound words |
| ||
Tables and plates | all the pronouns | ||
Updated on 2023/01/21 |